plt_tn/mat/22/31.md

16 lines
778 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ao amin'ny 22:32, Jesosy dia mamerina ny teny avy ao amin'ny Eksodosy mba hanaporofoina fa velona indray ny olona aorian'ny ahafatesan'izy ireo.
# mbola tsy novakianareo va izay ... Jakoba'?
Mametraka fanontaniana i Jesosy mba hampatsiahivana ireo mpitarika fivavahana izay fantatr'izy ireo avy amin'ny soratra masina. DH: "Fantatro fa efa novakianareo izany, saingy toa tsy azonareo ... Jakoba"'
# manao hoe: 'Izaho no .... Jakoba'?
Azonao adika hoe DH: "Andriamanitra izay niteny tamin'i Mosesy fa Izy no Andriamanitr'i Abrahama, Andriamanitr'Isaka, ary Andriamanitr'i Jakoba"
# ny maty, fa an'ny velona
Ireo mpamaritra anarana ireo dia azo adika ho mpamari-toetra, DH: "ireo olona maty, fa Izy dia Andriamanitry ny olona velona"