plt_tn/mat/22/29.md

20 lines
489 B
Markdown

# Diso ianareo
Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia diso izy ireo manoloana ny fihevitr'izy ireo momba ny fitsanganana amin'ny maty. DH: "Diso ny hevitrareo momba ny fitsanganana amin'ny maty"
# herin'Andriamanitra
"izay afaka ataon'Andriamanitra"
# amin'ny fitsanganan'ny maty
"rehefa velona indray ireo olona maty"
# sady tsy hanambady izy ireo
"tsy hanambady ny olona"
# no tsy omena ampakarina
Azo atao hoe DH: "no tsy hanolotra ny zanak'izy ireo ho amin'ny fanambadiana ny olona"