plt_tn/mat/22/29.md

489 B

Diso ianareo

Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia diso izy ireo manoloana ny fihevitr'izy ireo momba ny fitsanganana amin'ny maty. DH: "Diso ny hevitrareo momba ny fitsanganana amin'ny maty"

herin'Andriamanitra

"izay afaka ataon'Andriamanitra"

amin'ny fitsanganan'ny maty

"rehefa velona indray ireo olona maty"

sady tsy hanambady izy ireo

"tsy hanambady ny olona"

no tsy omena ampakarina

Azo atao hoe DH: "no tsy hanolotra ny zanak'izy ireo ho amin'ny fanambadiana ny olona"