plt_tn/mat/22/23.md

12 lines
519 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mitetika ny hamandrika an'i Jesosy amin'ny alalan'ny fanontaniana Azy ny amin'ny fanambadiana sy ny fitsanganana amin'ny maty ireo Sadoseo.
# Ry mpampianatra, Mosesy niteny hoe: 'Raha maty ny olona
Nanontany an'i Jesosy momba izay nosoratan'i Mosesy tao amin'ny soratra masina ireo mpitarika fivavahana. DH: "Ry mpampianatra, i Mosesy nilaza fa raha maty ny lehilahy iray."
# ny rahalahiny ... ny vadiny ... ny rahalahiny
Eto ny tampisaka "-ny" dia manondro ilay lehilahy maty.