plt_tn/mat/22/23.md

519 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mitetika ny hamandrika an'i Jesosy amin'ny alalan'ny fanontaniana Azy ny amin'ny fanambadiana sy ny fitsanganana amin'ny maty ireo Sadoseo.

Ry mpampianatra, Mosesy niteny hoe: 'Raha maty ny olona

Nanontany an'i Jesosy momba izay nosoratan'i Mosesy tao amin'ny soratra masina ireo mpitarika fivavahana. DH: "Ry mpampianatra, i Mosesy nilaza fa raha maty ny lehilahy iray."

ny rahalahiny ... ny vadiny ... ny rahalahiny

Eto ny tampisaka "-ny" dia manondro ilay lehilahy maty.