plt_tn/mat/22/05.md

279 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza fanoharana i Jesosy.

tsy niraharaha izy ireo

"Fa tsy norarahian'ireo nasain'ny mpanjaka ilay fanasana"

namono ireo mpamono olona ireo

Ny hevitra fonosin'izany dia novonoin'ireo miaramilan'ny mpanjaka ireo mpamono olona.