# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza fanoharana i Jesosy. # tsy niraharaha izy ireo "Fa tsy norarahian'ireo nasain'ny mpanjaka ilay fanasana" # namono ireo mpamono olona ireo Ny hevitra fonosin'izany dia novonoin'ireo miaramilan'ny mpanjaka ireo mpamono olona.