plt_tn/mat/21/40.md

276 B

Ary

Ampiasaina io teny io mba hisintonana ny saina ho liana amin'ny hevi-dehibe izay manaraka eo.

Hoy izy ireo taminy hoe

Tsy ataon'i Matio mazava tsara hoe iza no namaly an'i Jesosy. Raha mila mamaritra izany ianao dia azonao adika hoe "Hoy ny vahoaka tamin'i Jesosy"