# Ary Ampiasaina io teny io mba hisintonana ny saina ho liana amin'ny hevi-dehibe izay manaraka eo. # Hoy izy ireo taminy hoe Tsy ataon'i Matio mazava tsara hoe iza no namaly an'i Jesosy. Raha mila mamaritra izany ianao dia azonao adika hoe "Hoy ny vahoaka tamin'i Jesosy"