plt_tn/mat/21/25.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mamaly an'ireo mpitarika fivavahana i Jesosy.

avy taiza no niaviany?

"avy taiza no nahazoany izany fahefana izany?"

Raha miteny isika hoe, 'Avy tany an-danitra,' Izy hiteny amintsika hoe: 'Fa nahoana izany ianareo no tsy nino azy?

Azonao adika hoe DH: "Raha ataontsika hoe mino isika fa i Jaona dia nandray izany fahefana izany avy tany an-danitra, dia hanontany antsika i Jesosy hoe nahoana isika no tsy nino an'i Jaona"

Avy tany an-danitra

Eto ny "lanitra" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "avy amin'Andriamanitra any an-danitra"

nahoana izany ianareo no tsy nino azy?

Fantatr'ireo mpitarika fivavahana fa hibedy azy ireo amin'ny fanontaniana tsy valiana i Jesosy. DH: "Dia tokony ho nino an'i Jaona Mpanao Batsisa izany ianareo"

Fa raha miteny isika hoe: 'Avy tamin'ny olombelona',

Azonao adika hoe DH: "Fa raha milaza isika hoe mino fa nandray fahefana avy amin'olombelona i Jaona"

mataotra ny vahoaka isika

"mataotra izay hieveran'ny vahoaka na izay ho ataon'izy ireo amintsika isika"

mihevitra an'i Jaona tahaka ny mpaminany

"mino izy ireo fa mpaminany Jaona"