# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mamaly an'ireo mpitarika fivavahana i Jesosy. # avy taiza no niaviany? "avy taiza no nahazoany izany fahefana izany?" # Raha miteny isika hoe, 'Avy tany an-danitra,' Izy hiteny amintsika hoe: 'Fa nahoana izany ianareo no tsy nino azy? Azonao adika hoe DH: "Raha ataontsika hoe mino isika fa i Jaona dia nandray izany fahefana izany avy tany an-danitra, dia hanontany antsika i Jesosy hoe nahoana isika no tsy nino an'i Jaona" # Avy tany an-danitra Eto ny "lanitra" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "avy amin'Andriamanitra any an-danitra" # nahoana izany ianareo no tsy nino azy? Fantatr'ireo mpitarika fivavahana fa hibedy azy ireo amin'ny fanontaniana tsy valiana i Jesosy. DH: "Dia tokony ho nino an'i Jaona Mpanao Batsisa izany ianareo" # Fa raha miteny isika hoe: 'Avy tamin'ny olombelona', Azonao adika hoe DH: "Fa raha milaza isika hoe mino fa nandray fahefana avy amin'olombelona i Jaona" # mataotra ny vahoaka isika "mataotra izay hieveran'ny vahoaka na izay ho ataon'izy ireo amintsika isika" # mihevitra an'i Jaona tahaka ny mpaminany "mino izy ireo fa mpaminany Jaona"