plt_tn/mat/21/18.md

12 lines
319 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mampiasa hazon'aviavy i Jesosy mba hampianarana momba ny finoana sy ny vavaka.
# Ary
Ampiasaina io teny io eto mba hanamarihana fiatoana eo aminy fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manazava fa noana i Jesosy ary izany no antony nijanonanny teo amin'ilay aviavy.
# maina
"maty"