# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mampiasa hazon'aviavy i Jesosy mba hampianarana momba ny finoana sy ny vavaka. # Ary Ampiasaina io teny io eto mba hanamarihana fiatoana eo aminy fizotry ny tantara. Eto i Matio dia manazava fa noana i Jesosy ary izany no antony nijanonanny teo amin'ilay aviavy. # maina "maty"