plt_tn/mat/21/06.md

253 B

lamba

Akanjo ivelany na akanjo lava.

ny vahoaka dia namelatra ny lambany tamin'ny tany, ary ireo hafa nanapaka sampan-kazo ary nanaparitaka izany tamin'ny lalana

Izany dia fomba fanehoana haja an'i Jesosy raha iny niditra tao Jerosalema iny Izy.