plt_tn/mat/21/06.md

8 lines
253 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# lamba
Akanjo ivelany na akanjo lava.
# ny vahoaka dia namelatra ny lambany tamin'ny tany, ary ireo hafa nanapaka sampan-kazo ary nanaparitaka izany tamin'ny lalana
Izany dia fomba fanehoana haja an'i Jesosy raha iny niditra tao Jerosalema iny Izy.