plt_tn/mat/20/32.md

308 B

niantso azy ireo

"niantso ireo lehilahy jamba"

irinareo

"tianareo"

ahiratra ny masonay

Ny teny hoe "Hahiratra ny masonay"fomba fiteny izay midika hoe afaka mahita indray. Azo adika hoe DH: "tianay Ianao mba hampahita anay indray" na "te hahita indray izahay"

nangoraka

"nahatsapa fangorahana"