# niantso azy ireo "niantso ireo lehilahy jamba" # irinareo "tianareo" # ahiratra ny masonay Ny teny hoe "Hahiratra ny masonay"fomba fiteny izay midika hoe afaka mahita indray. Azo adika hoe DH: "tianay Ianao mba hampahita anay indray" na "te hahita indray izahay" # nangoraka "nahatsapa fangorahana"