plt_tn/mat/20/22.md

40 lines
1.3 KiB
Markdown

# Tsy fantatrareo
Manondro ireo zanaka lahy anankiroa sy ny renin'izy ireo io.
# Afaka ... ianareo
Miresaka amin'ireo zanaka lahy anankiroa fotsiny i Jesosy.
# hisotro ny kapoaka izay ho sotroiko va ianareo
Io dia fomba fiteny izay midika heo miaina fahoriana. DH: "miana ny fijaliana izay hiainako"
# Namaly izy ireo
"Namaly ieo zanak'i Zebedio" na "Hoy i Jakoba sy Jaona hoe"
# Hisotro ny kapoakako tokoa ianareo
Io dia fomba fiteny izay midika hoe miaina fijaliana. DH: "Hijaly toy ny hijaliako tokoa ianareo"
# an-tanako ankavanako ... ankaviako
Ilazana ny fananana toerana, fahefana, ary fananan-kaja io. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 20:20.
# an'ireo izay efa nomanin'ny Raiko
Azo adika hoe DH: "nomanin'ny Raiko ireo toerana ireo, ary homeny ho an'ireo izay nofidiany ireo"
# ny Raiko
Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.
# nandre izany
"nandre izay nangatahan'i Jakoba sy Jaona tamin'i Jesosy"
# tezitra mafy tamin'ireo mpirahalahy roa
Raha ilaina, dia azonao atao mazava kokoa hoe nahoana no tezitra ireo mpianatra folo. DH: "tezitra tamin'ireo mpirahalahy anankiroa izy ireo satria samy te hipetraka eo amin'ny toeram-boninahitra eo akaikin'i Jesosy avy ny tsirairay tamin'izy ireo"