plt_tn/mat/20/17.md

962 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Nilaza mialoha ny fahafatesany sy ny fitsanganany amin'ny maty fanintelony i Jesosy raha iny nandeha ho any Jerosalema iny Izy sy ireo mpianany.

hiainga ho any Jerosalema

Teny an-tampon-kavoana i Jerosalema ka nila niaka-piakarana ny olona mba vao tonga teny.

Indro, hiakatra ho any

Mampiasa ny teny hoe "indro" i Jesosy mba hilazana amin'ireo mpianatra fa mily mitandrina tsara izay holazainy izy ireo.

ny Zanak'Olona dia hatolotra

Azo adika hoe DH: "hisy olona hanolotra ny Zanak'Olona"

Zanak'Olona ... Azy ... Azy

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. Raha ilaina, dia azonao adika hoe "izaho" io.

Izy ireo dia hanameloka ... mba hiomehezana

Hanameloka sy hanolotra Azy eo amin'ireo Jentilisa ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna, ary ireo Jentilisa hiomehy Azy.

ho kapohina

"hikapoka Azy amin'ny karavasy"

hatsangana indray Izy

Azo adika hoe DH: "Andriamanitra hanangana Azy"