# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Nilaza mialoha ny fahafatesany sy ny fitsanganany amin'ny maty fanintelony i Jesosy raha iny nandeha ho any Jerosalema iny Izy sy ireo mpianany. # hiainga ho any Jerosalema Teny an-tampon-kavoana i Jerosalema ka nila niaka-piakarana ny olona mba vao tonga teny. # Indro, hiakatra ho any Mampiasa ny teny hoe "indro" i Jesosy mba hilazana amin'ireo mpianatra fa mily mitandrina tsara izay holazainy izy ireo. # ny Zanak'Olona dia hatolotra Azo adika hoe DH: "hisy olona hanolotra ny Zanak'Olona" # Zanak'Olona ... Azy ... Azy Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. Raha ilaina, dia azonao adika hoe "izaho" io. # Izy ireo dia hanameloka ... mba hiomehezana Hanameloka sy hanolotra Azy eo amin'ireo Jentilisa ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna, ary ireo Jentilisa hiomehy Azy. # ho kapohina "hikapoka Azy amin'ny karavasy" # hatsangana indray Izy Azo adika hoe DH: "Andriamanitra hanangana Azy"