plt_tn/mat/20/13.md

20 lines
479 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana i Jesosy.
# ny iray tamin'izy ireo
"iray tamin'ireo mpiasa izay niasa ela indrindra"
# Ry sakaiza
Mampiasà teny izay mety ho ampiasain'ny olona iray rehefa mibedy olona am-panajana izy.
# Tsy denaria iray va no nifanarahanao tamiko?
Mampiasa fanontaniana ilay tompon-tany mba hibedesana ireo mpiasa izay nitaraina. DH: "Efa nifanaraka isika fa homeko denaria iray ianareo"
# denaria iray
"karama iray andro"