# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza fanoharana i Jesosy. # ny iray tamin'izy ireo "iray tamin'ireo mpiasa izay niasa ela indrindra" # Ry sakaiza Mampiasà teny izay mety ho ampiasain'ny olona iray rehefa mibedy olona am-panajana izy. # Tsy denaria iray va no nifanarahanao tamiko? Mampiasa fanontaniana ilay tompon-tany mba hibedesana ireo mpiasa izay nitaraina. DH: "Efa nifanaraka isika fa homeko denaria iray ianareo" # denaria iray "karama iray andro"