plt_tn/mat/20/05.md

560 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza fanoharana i Jesosy.

Mbola nivoaka indray izy

"Mbola nivoaka indray ilay tompo-tany"

ora fahenina ary koa tamin'ny ora fahasivy

Manodidina ny mitatao vovonana eo ho eo ny ora fahatelo. Ny ora fahasivy dia manodidina ny amin'ny telo ora tolakandro.

nanao toy izany ihany

Midika izany fa nandeha teny an-tsena ilay tompon-tany ary nanakarama mpiasa.

faha iraika ambin'ny folo

Manodidina ny amin'ny dimy ora hariva eo ho eo izany.

nijorojoro

"tsy nanao na inona na inona" na "tsy nanana asa"