plt_tn/mat/20/05.md

24 lines
560 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana i Jesosy.
# Mbola nivoaka indray izy
"Mbola nivoaka indray ilay tompo-tany"
# ora fahenina ary koa tamin'ny ora fahasivy
Manodidina ny mitatao vovonana eo ho eo ny ora fahatelo. Ny ora fahasivy dia manodidina ny amin'ny telo ora tolakandro.
# nanao toy izany ihany
Midika izany fa nandeha teny an-tsena ilay tompon-tany ary nanakarama mpiasa.
# faha iraika ambin'ny folo
Manodidina ny amin'ny dimy ora hariva eo ho eo izany.
# nijorojoro
"tsy nanao na inona na inona" na "tsy nanana asa"