plt_tn/mat/20/01.md

20 lines
565 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Milaza fanoharana momba ny tompon-tany iray izay nanakarama mpiasa, i Jesosy mba hanehoana ny fomba hanomezan'Andriamanitra valisoa ireo izay an'ny fanjakan'ny lanitra.
# Fa ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka
Io no fiantombohan'ny fanoharana. Jereo ny fomba nandikanao ny fampidirana fanoharana ao amin'ny 13:24.
# Rehefa avy nifanaraka
"Rehefa avy nifanaraka ... ilay tompon-tany"
# denaria iray
"karama iray andro"
# nalefany tany amin'ny tanim-boalobony izy ireo
"nalefany niasa tany amin'ny tanim-boalobony izy ireo"