plt_tn/mat/20/01.md

565 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Milaza fanoharana momba ny tompon-tany iray izay nanakarama mpiasa, i Jesosy mba hanehoana ny fomba hanomezan'Andriamanitra valisoa ireo izay an'ny fanjakan'ny lanitra.

Fa ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka

Io no fiantombohan'ny fanoharana. Jereo ny fomba nandikanao ny fampidirana fanoharana ao amin'ny 13:24.

Rehefa avy nifanaraka

"Rehefa avy nifanaraka ... ilay tompon-tany"

denaria iray

"karama iray andro"

nalefany tany amin'ny tanim-boalobony izy ireo

"nalefany niasa tany amin'ny tanim-boalobony izy ireo"