plt_tn/mat/19/20.md

325 B

Raha maniry

"Raha tianao"

ny mahantra

Ity mpamaritra anarana ity dia azo avadika ho mpamari-toetra. DH: "ireo izay mahantra"

hanana harena any an-danitra ianao

Ny fehezanteny hoe "harena any an-danitra" dia sarin-teny izay ilazana ny valisoa any an-danitra. DH: "Andriamanitra no hamaly soa anareo any an-danitra"