# Raha maniry "Raha tianao" # ny mahantra Ity mpamaritra anarana ity dia azo avadika ho mpamari-toetra. DH: "ireo izay mahantra" # hanana harena any an-danitra ianao Ny fehezanteny hoe "harena any an-danitra" dia sarin-teny izay ilazana ny valisoa any an-danitra. DH: "Andriamanitra no hamaly soa anareo any an-danitra"