plt_tn/mat/19/01.md

656 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no fiandohan'ny fizaran-tantara vaovao izay mitohy hatrany amin'ny 22:45, ary mitantara an'i Jesosy nanao asa fanompoana tany Jodia.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana fohifohy ny amin'ny nahatonga an'i Jesosy ho ao Jodia.

Ary

Io teny io dia mamadika ny tantaran'ny fampianaran'i Jesosy mankany amin'izay nitranga taorian'izany. DH: "Avy eo" na "Taorian'izany"

nahavita ireo teny ireo Jesosy

Eto ny "teny" dia maneho izay nampianarin'i Jesosy nanomboka tao amin'ny 18:1. DH: "rehefa avy nampianatra"

niala tany

"nandeha nanalavitra an'i" na "nandao"