# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no fiandohan'ny fizaran-tantara vaovao izay mitohy hatrany amin'ny 22:45, ary mitantara an'i Jesosy nanao asa fanompoana tany Jodia. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana fohifohy ny amin'ny nahatonga an'i Jesosy ho ao Jodia. # Ary Io teny io dia mamadika ny tantaran'ny fampianaran'i Jesosy mankany amin'izay nitranga taorian'izany. DH: "Avy eo" na "Taorian'izany" # nahavita ireo teny ireo Jesosy Eto ny "teny" dia maneho izay nampianarin'i Jesosy nanomboka tao amin'ny 18:1. DH: "rehefa avy nampianatra" # niala tany "nandeha nanalavitra an'i" na "nandao"