plt_tn/mat/18/23.md

836 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mampiasa fanoharana i Jesosy mba hampianarana momba ny famelana sy ny fihavanana.

ny fanjakan'ny lanitra dia mitovy amin'ny

Ity no fampidirana ny fanoharana. Jereo ny fomba nandikanao ny fampidirana fanoharana mitovy amin'io ao amin'ny 13:24.

hifandamina ara-bola miaraka amin'ireo mpanompony

"mba hamerenan'ireo mpanompo ny vola nananany tamin'izy ireo"

nisy mpanompo iray nentina teo

Azo atao hoe DH: "nisy olona nitondra ny iray tamin'ireo mpanompon'ilay mpanjaka"

talenta iray alina

"talenta 10,000" na "vola betsaka mihoatra izay afaka naloan'ilay mpanompo"

nandidy ny hamarotana azy ny tompony ... ka ho vita ny fandoavan-trosa

Azo atao hoe DH: "nandidy ireo mpanompony ny hamarotana ilay lehilahy ilay mpanjaka ... ary handoa ilay trosa amin'ny vola azo tamin'ny varotra"