forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
836 B
Markdown
24 lines
836 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanoharana i Jesosy mba hampianarana momba ny famelana sy ny fihavanana.
|
||
|
|
||
|
# ny fanjakan'ny lanitra dia mitovy amin'ny
|
||
|
|
||
|
Ity no fampidirana ny fanoharana. Jereo ny fomba nandikanao ny fampidirana fanoharana mitovy amin'io ao amin'ny 13:24.
|
||
|
|
||
|
# hifandamina ara-bola miaraka amin'ireo mpanompony
|
||
|
|
||
|
"mba hamerenan'ireo mpanompo ny vola nananany tamin'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# nisy mpanompo iray nentina teo
|
||
|
|
||
|
Azo atao hoe DH: "nisy olona nitondra ny iray tamin'ireo mpanompon'ilay mpanjaka"
|
||
|
|
||
|
# talenta iray alina
|
||
|
|
||
|
"talenta 10,000" na "vola betsaka mihoatra izay afaka naloan'ilay mpanompo"
|
||
|
|
||
|
# nandidy ny hamarotana azy ny tompony ... ka ho vita ny fandoavan-trosa
|
||
|
|
||
|
Azo atao hoe DH: "nandidy ireo mpanompony ny hamarotana ilay lehilahy ilay mpanjaka ... ary handoa ilay trosa amin'ny vola azo tamin'ny varotra"
|