plt_tn/mat/18/21.md

8 lines
234 B
Markdown

# im-pito
"in-7"
# fitopolo im-pito
Ireo mety ho dikany dia 1) "70 in-7" na 2) 'in-77." Raha mampisavoritaka ny fampiasana isa, dia azonao adika hoe: "imbetsaka mihoatra izay azonao isaina" na "tsy maintsy mamela azy foana ianao."