# im-pito "in-7" # fitopolo im-pito Ireo mety ho dikany dia 1) "70 in-7" na 2) 'in-77." Raha mampisavoritaka ny fampiasana isa, dia azonao adika hoe: "imbetsaka mihoatra izay azonao isaina" na "tsy maintsy mamela azy foana ianao."