plt_tn/mat/18/18.md

886 B

Lazaiko marina aminareo

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

fehezina ... voavela

Azo adika hoe DH: "ho fehezin'Andriamanitra ... Ho vahan'Andriamanitra"

lazaiko aminareo

Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

Raha misy roa aminareo

Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia hoe: "raha misy farafahakeliny anankiroa aminareo" na "raha misy roa na mihoatra aminareo"

izy ireo ... azy ireo

Manondro ireo "roa aminareo" io. DH: "ianareo ... ianareo"

Raiko

Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.

roa na telo

Midika izany hoe "roa na mihoatra" na "roa farafahakeliny."

miara-mivory

"miangona"

amin'ny Anarako

Eto ny "anarana" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "nohon'ny amiko" na "satria mpianatro izy ireo"