# Lazaiko marina aminareo "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # fehezina ... voavela Azo adika hoe DH: "ho fehezin'Andriamanitra ... Ho vahan'Andriamanitra" # lazaiko aminareo Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # Raha misy roa aminareo Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia hoe: "raha misy farafahakeliny anankiroa aminareo" na "raha misy roa na mihoatra aminareo" # izy ireo ... azy ireo Manondro ireo "roa aminareo" io. DH: "ianareo ... ianareo" # Raiko Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io. # roa na telo Midika izany hoe "roa na mihoatra" na "roa farafahakeliny." # miara-mivory "miangona" # amin'ny Anarako Eto ny "anarana" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "nohon'ny amiko" na "satria mpianatro izy ireo"