plt_tn/mat/18/15.md

20 lines
798 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manomboka mampianatra ny amin'ny famelan-keloka sy fihavanana amin'ireo mpianatra i Jesosy.
# ny rahalahinao
Maneho namana miara-mino an'Andriamanitra io, fa tsy rahalahy ara-nofo.
# hifankahazo amin'ny rahalahinao indray ianao
"hihatsara indray ny fifandraisanao amin'ny rahalahinao"
# amin'izay mba amin'ny vavan'ireo vavolombelona roa na telo no ahafahana manamarina ny teny rehetra
Eto ny "vava" sy ny "teny" dia maneho izay lazain'ny olona iray. Azo atao hoe DH: "mba hisy vavolombelona iray na roa afaka mamamarina fa marina izay lazainao momba ny rahalahy iray finoana aminao"
# amin'ny vavan'ireo vavolombelona roa na telo no ahafahana manamarina ny teny rehetra
Milaza ny amin'ny iray amin'ireo lalàna izay nomen'i Mosesy ireo olona i Jesosy.