plt_tn/mat/18/15.md

798 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manomboka mampianatra ny amin'ny famelan-keloka sy fihavanana amin'ireo mpianatra i Jesosy.

ny rahalahinao

Maneho namana miara-mino an'Andriamanitra io, fa tsy rahalahy ara-nofo.

hifankahazo amin'ny rahalahinao indray ianao

"hihatsara indray ny fifandraisanao amin'ny rahalahinao"

amin'izay mba amin'ny vavan'ireo vavolombelona roa na telo no ahafahana manamarina ny teny rehetra

Eto ny "vava" sy ny "teny" dia maneho izay lazain'ny olona iray. Azo atao hoe DH: "mba hisy vavolombelona iray na roa afaka mamamarina fa marina izay lazainao momba ny rahalahy iray finoana aminao"

amin'ny vavan'ireo vavolombelona roa na telo no ahafahana manamarina ny teny rehetra

Milaza ny amin'ny iray amin'ireo lalàna izay nomen'i Mosesy ireo olona i Jesosy.