plt_tn/mat/18/12.md

998 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mampiasa ankizy kely i Jesosy mba hampianarana ireo mpianatra, ary milaza fanoharana mba hanehoana ny fiahian'Andriamanitra ny olona.

Inona no eritreritrareo?

Mampiasa io fanontaniana io i Jesosy mba hisintonana ny sain'ireo olona. DH: "Hevero ny fanaon'ny olona"

Raha misy ... zay tsy nankany amin'ny lalan-diso izy

Mampiasa fanoharana i Jesosy mba hampianarana ireo mpianany.

zato ... sivy amby sivifolo

"100 ... 99"

tsy handao ... nankany amin'ny lalan-diso?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampianarana ireo mpianany. DH: "handao ... nankany amin'ny lalan-diso foana izy"

lazaiko marina aminareo

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

tsy sitraky ny Rainareo any an-danitra ny hahavery ny iray amin'ireo madinika ireo

Azo atao hoe DH: "Tian'ny Rainareo any an-danitra mba ho velona avokoa ireto madinika ireto"

Rainareo

Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra io.