# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mampiasa ankizy kely i Jesosy mba hampianarana ireo mpianatra, ary milaza fanoharana mba hanehoana ny fiahian'Andriamanitra ny olona. # Inona no eritreritrareo? Mampiasa io fanontaniana io i Jesosy mba hisintonana ny sain'ireo olona. DH: "Hevero ny fanaon'ny olona" # Raha misy ... zay tsy nankany amin'ny lalan-diso izy Mampiasa fanoharana i Jesosy mba hampianarana ireo mpianany. # zato ... sivy amby sivifolo "100 ... 99" # tsy handao ... nankany amin'ny lalan-diso? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampianarana ireo mpianany. DH: "handao ... nankany amin'ny lalan-diso foana izy" # lazaiko marina aminareo "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # tsy sitraky ny Rainareo any an-danitra ny hahavery ny iray amin'ireo madinika ireo Azo atao hoe DH: "Tian'ny Rainareo any an-danitra mba ho velona avokoa ireto madinika ireto" # Rainareo Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra io.