plt_tn/mat/17/14.md

12 lines
534 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity no fiantombohan'ny tantaran'i Jesosy nanasitrana zazalahy izay nisy fanahy ratsy. Ireo tranga ireo dia niseho avy hatrany taorian'ny nidinan'i Jesosy sy ireo mpianany avy any an-tendrombohitra.
# manàna famindram- po amin'ny zanako lahy
Ny hevitra fonosin'izany dia tian'ilay lehilahy hanasitrana ny zanany lahy i Jesosy. DH: "mamindrà fo amin'ny zanako lahy ary sitrano izy"
# voan'ny androbe
Midika izany fa indraindray dia tsy mahatsiaro-tena izy ary mitsipatsipaka tsy hay fehezina.