# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no fiantombohan'ny tantaran'i Jesosy nanasitrana zazalahy izay nisy fanahy ratsy. Ireo tranga ireo dia niseho avy hatrany taorian'ny nidinan'i Jesosy sy ireo mpianany avy any an-tendrombohitra. # manĂ na famindram- po amin'ny zanako lahy Ny hevitra fonosin'izany dia tian'ilay lehilahy hanasitrana ny zanany lahy i Jesosy. DH: "mamindrĂ  fo amin'ny zanako lahy ary sitrano izy" # voan'ny androbe Midika izany fa indraindray dia tsy mahatsiaro-tena izy ary mitsipatsipaka tsy hay fehezina.