plt_tn/mat/17/03.md

668 B

Indro

Io teny io dia manaitra ny saintsika mba ho liana tsara amin'ny zavatra mahatalanjona izay manaraka eo.

tamin'izy ireo

Manondro an'i Petera, Jakoba ary i Jaona io.

taminy

"tamin'i Jesosy"

Namaly Petera ary nanao

"nanao hoe." Tsy mamaly fanontaniana i Petera.

tsara amintsika ny eto

Tsy mazava raha manondro an'i Petera, Jakoba. ary Jaona ihany ny hoe "amintsika" eto, na manondro ny olon-drehetra teo, ao anatin'izany i Jesosy, Elia, ary Mosesy. Raha azo atao, dia adikao amin'ny fomba izay hahatafiditra ireo hevitra roa ireo io.

fialofana

Ireo mety ho dikany dia 1) toerana handehanan'ny olona mivavaka na 2) toerana hatoriana vetivety.