# Indro Io teny io dia manaitra ny saintsika mba ho liana tsara amin'ny zavatra mahatalanjona izay manaraka eo. # tamin'izy ireo Manondro an'i Petera, Jakoba ary i Jaona io. # taminy "tamin'i Jesosy" # Namaly Petera ary nanao "nanao hoe." Tsy mamaly fanontaniana i Petera. # tsara amintsika ny eto Tsy mazava raha manondro an'i Petera, Jakoba. ary Jaona ihany ny hoe "amintsika" eto, na manondro ny olon-drehetra teo, ao anatin'izany i Jesosy, Elia, ary Mosesy. Raha azo atao, dia adikao amin'ny fomba izay hahatafiditra ireo hevitra roa ireo io. # fialofana Ireo mety ho dikany dia 1) toerana handehanan'ny olona mivavaka na 2) toerana hatoriana vetivety.