plt_tn/mat/14/25.md

245 B

fiambenana fahefatry ny alina

Ny fiambenana fahefatra eo anelanelan'ny amin'ny 3 maraina sy ny mangiran-dratsy. DH: "Vao mangiran-dratsy"

raiki-tahotra

"natahotra be izy ireo"

Matotoa

fanahy niala tamin'ny vatan'olona iray izay maty.