plt_tn/mat/14/25.md

12 lines
245 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# fiambenana fahefatry ny alina
Ny fiambenana fahefatra eo anelanelan'ny amin'ny 3 maraina sy ny mangiran-dratsy. DH: "Vao mangiran-dratsy"
# raiki-tahotra
"natahotra be izy ireo"
# Matotoa
fanahy niala tamin'ny vatan'olona iray izay maty.