plt_tn/mat/14/16.md

20 lines
281 B
Markdown

# Tsy mila
"Tsy mila ... ireo vahoaka"
# Omenareo
Manondro ireo mpianatra io.
# Hoy izy ireo taminy hoe
"Hoy ireo mpianatra tamin'i Jesosy"
# Mofo dimy
Ny mofo dia foto-koba izay novolavolaina sy nandrahoina.
# Ento aty amiko izany
"Ento aty amiko ieo mofo sy hazandrano"