# Tsy mila "Tsy mila ... ireo vahoaka" # Omenareo Manondro ireo mpianatra io. # Hoy izy ireo taminy hoe "Hoy ireo mpianatra tamin'i Jesosy" # Mofo dimy Ny mofo dia foto-koba izay novolavolaina sy nandrahoina. # Ento aty amiko izany "Ento aty amiko ieo mofo sy hazandrano"