forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
713 B
Markdown
24 lines
713 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ireo andininy ireo dia manazava ny fihetsik'i Heroda rehefa nandre ny amin'i Jesosy izy. Ity tranga ity dia miseho afaka fotoana kely aorian'ireo tranga manaraka izany ao amin'ny fitantarana.
|
|
|
|
# Tamin'izany fotoana izany
|
|
|
|
"Tamin'izany andro izany" na "Raha mbola nanao asa fanompoana tany Galilia i Jesosy"
|
|
|
|
# nandre ny vaovao momba an'i Jesosy
|
|
|
|
"nandre tatitra momba an'i Jesosy" na "nandre ny lazan'i Jesosy"
|
|
|
|
# Hoy izy
|
|
|
|
"Hoy Heroda"
|
|
|
|
# nitsangana tamin'ny maty
|
|
|
|
"velona indray izy"
|
|
|
|
# Noho izany dia miasa ao aminy ireo hery ireo
|
|
|
|
Ireo Jiosy sasany tamin'izany fotoana izany dia nino fa raha mitsangana amin'ny maty ny olona iray dia manana hery hanao zavatra mahagaga.
|