plt_tn/mat/14/01.md

713 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireo andininy ireo dia manazava ny fihetsik'i Heroda rehefa nandre ny amin'i Jesosy izy. Ity tranga ity dia miseho afaka fotoana kely aorian'ireo tranga manaraka izany ao amin'ny fitantarana.

Tamin'izany fotoana izany

"Tamin'izany andro izany" na "Raha mbola nanao asa fanompoana tany Galilia i Jesosy"

nandre ny vaovao momba an'i Jesosy

"nandre tatitra momba an'i Jesosy" na "nandre ny lazan'i Jesosy"

Hoy izy

"Hoy Heroda"

nitsangana tamin'ny maty

"velona indray izy"

Noho izany dia miasa ao aminy ireo hery ireo

Ireo Jiosy sasany tamin'izany fotoana izany dia nino fa raha mitsangana amin'ny maty ny olona iray dia manana hery hanao zavatra mahagaga.